Tag : Josoa Andriantsoavina

TVF 150 : Seho kanto – CCESCA 2018

Feno 150 taona amin’ity taona 2018 ity ny fiangonana FJKM Tranovato Faravohitra. Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny fampisehoana tantara an-tsehatra arahin-kira (comédie musicale) mitondra ny lohateny hoe « Anjomara », tantara nosoratan’i Rado ka nolalaovin’ireo taranany tetsy amin’ny CCEsca Antanimena, ny zoma 20 jolay alina. Koa samia ary mamerina an-tsaina hiaina izany ianareo nanatrika. Ianareo tsy afaka nijery kosa dia samia mahazo fy an-tsaina ny tranga tao amin’ny alalan’ireto sary voarafitray, ZEN.Photography Madagascar, ireto.   AMBADIKY NY SEHATRA “Serina”, izay no azo […]